Myvideo

Guest

Login

HOMAMIADANNY PROSTATE (CANCER DE LA PROSTATE) MG

Uploaded By: Myvideo
1 view
0
0 votes
0

HOMAMIADAN’NY PROSTATE Fandaharana “SAMY SALAMA“ Radioplus TV-111-679 (startimes) Radioplus 100.2 FM (radio) Alakamisy 10 Martsa 2022 (10h30min-11h30min) --------------------------------------------- HOMAMIADAN’NY PROSTATE FANAZAVANA: - Ny Urètre dia fantsona mitondra ny Pipy avy amin’ny Tatavia mivoaka ivelany. Amin’ny lehilahy izy dia mitsinjara ho Urètres: * Postérieur (aoriana) : Préprostatique - Prostatique (rakofan’ny Prostate) - Membranacée. * Antérieur (aloha, na spongieux satria rakofan’ny corps spongieux, izay mampihenjana ny filahiana) : Bulbaire - Pénien (anivon’ny filahiana). - Antenantenan’ny Urètre prostatique dia ahitana fibontsonana antsoina hoe « colliculus séminal » (veru montanum) misy lavaka ivoahan’ny « conduits éjaculateurs » (ivoahan’ny sperme) sy « utricule prostatique ». - Ny « Androgène » dia hormone (tsiry mpanentana) mihazona ny toe-batana maha-lehilahy. Isan’izany ny Andros

Share with your friends

Link:

Embed:

Video Size:

Custom size:

x

Add to Playlist:

Favorites
My Playlist
Watch Later