Myvideo

Guest

Login

The Revery - Very Fanahy

Uploaded By: Myvideo
6 views
0
0 votes
0

“Very Fanahy“ de notre EP “All in nofy“ parle de la dépression qui peut nous emmener au fond. N'ayez pas peur de demander de l'aide autour de vous! Lyrics: Mirona manonja eny, Ny Ranomasony milona, Jamba tsy misy tehana, tsy afaka ny hitolona , mangina irery anaty lobolobo loza!! Nilaozan’hazavana Mirenireny irery fotsiny eny, Very fihetsika sy fomba fiteny, Zary manarinary dia irery satria, Izy hono very fanahy Mitifi-danitra ny masony Mihandrandra ny hany kitana izay tsy hitany hatry ny ela, ny hany sisa tavela ireo lasa rotika sy saina efa potika Nilaozan’hazavana Auteur : The revery Compositeur : The revery Son : The Revery Image : Luc Raharijaona Copyright © 2021

Share with your friends

Link:

Embed:

Video Size:

Custom size:

x

Add to Playlist:

Favorites
My Playlist
Watch Later